|
|
|
|

Entrée1  hanky va re
Mots élémentaires  2 hanky, 3 va, 4 re
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 Hay! Izany tokoa àry! Teny entina manaiky raha mahare vaovao manaitra na zavatra tsy nampoizina: Hanky va re! mpirahalahy ianareo sy Rabe! [1.1]
Synonymes  7 hanky

Mis à jour le 2025/09/12